<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>Ndriana RAMAMONJY</author>
<title>INDRO EFA MITSANGANA. ASAFA76</title>
<lyrics>[V1]
 Indro efa mitsangana eo am-baravarana Aho ka mandondona,
 Raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana,
 Dia hiditra Aho ka hiaraka misakafo aminy ary izy Amiko.</lyrics>
<hymn_number>76</hymn_number>
</song>